Nomery 29:10 - DIEM PROTESTANTA10 ary telo kilao isan-janak’ondry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 ary ampahafolon’ny efaha ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 ary telo kilao isan-janak’ondry. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry fito tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 ary ampahafolon’ny efaha amin’ny isan-janak’ondry, dia amin’ny zanak’ondry fito) Jereo ny tokoMalagasy Bible10 ary ampahafolon'ny efaha amin'ny isan-janak'ondry, dia amin'ny zanak'ondry fito) Jereo ny toko |