Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 28:19 - Baiboly Katolika

19 Ary izao no haterinareo ho sorona amin’ny afo, sorona dorana ho an’i Iaveh: vantotr’ombalahy roa, ondralahy iray, zanak’ondry fito, efa iray taona, tsy misy kilema,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Izao no hatolotrareo ho fanatitra levonina amin’ny afo, dia fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO: Vantotra ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy, izay tsy misy kilema, no hatolotrareo;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 Ny hatolotrareo ho an’ny TOMPO, ho sakafo miendrika sorona dorana manontolo, dia izao: ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay samy herintaona avy sady tsy misy kilema.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Ny hatolotrareo ho an’ny TOMPO, ho sakafo miendrika sorona dorana manontolo, dia izao: ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay samy herintaona avy sady tsy misy kilema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 fa izao no atero ho fanatitra atao amin’ny afo, dia fanatitra dorana ho an’i Jehovah: vantotr’ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito izay iray taona (izay tsy misy kilema no haterinareo),

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 fa izao no atero ho fanatitra atao amin'ny afo, dia fanatitra dorana ho an'i Jehovah: vantotr'ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak'ondry fito izay iray taona (izay tsy misy kilema no haterinareo).

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Izao no hatolotrareo ho fanatitra levonina amin’ny afo, dia fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO: Vantotra ombilahy roa sy ondrilahy iray ary zanak’ondry fito, izay iray taona avy, izay tsy misy kilema, no hatolotrareo;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 28:19
11 Rohy Ifampitohizana  

Natokany ny hatao sorona dorana, nozarainy amin’ny ankapobem-bahoaka araka ny fizaràm-pianakaviany avy, hanaterany izany ho an’i Iaveh, araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’i Môizy: torak’izany koa ny tamin’ny omby.


Raha biby vaventy no aterina ho sorona dorana, dia lahy tsy misy kilema no hateriny; ka eo anoloan’ny trano lay fihaonana no hanaterany azy, mba hankasitrahina eo anatrehan’i Iaveh.


Aza manatitra izay manan-kilema fa tsy hankasitrahina izany.


ary ny hatao fanatitra momba izany dia lafarina tsara indrindra voadity tamin’ny diloilo telo ampahafolony, atao amin’ny ombalahy iray, roa ampahafolony amin’ny ondralahy iray,


Ho sorona dorana ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh, dia manatera vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray ary zanak’ondry fito, efa iray taona, tsy misy kilema,


Raha manan-kilema anefa izy, fa mandringa na jamba na misy kilema ratsy hafa na inona na inona, dia aza atolotra ho sorona amin’i Iaveh Andriamanitrao,


Any amin’ny fitoerana izay hofidin’i Iaveh Andriamanitrao hamponenany ny Anarany, no hamonoanao ny soron’ny Paka, amin’i Iaveh Andriamanitrao, ny ondry sy ny omby.


fa ny Ra sarobidin’i Kristy, ilay Zanak’ondry tsy manan-tsiny aman-kilema,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra