Nomery 28:18 - Baiboly Katolika18 Amin’ny andro voalohany, dia hisy fivoriana masina; aza manao asa fanaon’ny mpiasa na inona na inona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina; aza manao raharaha mavesatra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Amin’ny andro voalohany, dia hisy fivoriana masina, ka tsy hanao ny asa fanaonareo andavanandro ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Amin’ny andro voalohany, dia hisy fivoriana masina, ka tsy hanao ny asa fanaonareo andavanandro ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina; aza manao tao-zavatra akory; Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana maina; aza manao taozavatra akory; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina; aza manao raharaha mavesatra. Jereo ny toko |