Nomery 27:10 - Baiboly Katolika10 Raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny lovany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary raha tsy manan-drahalahy izy dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zarataniny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny lovany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny lovany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zara-taniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary raha tsy manan-drahalahy izy, dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zara-taniny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ary raha tsy manan-drahalahy izy dia ny rahalahin-drainy no homenareo ny zarataniny. Jereo ny toko |