Nomery 26:58 - Baiboly Katolika58 Izao no fokon’i Levỳ: ny fokon’ny Lobnita, ny fokon’ny Hebrônita, ny fokon’ny Moholita, ny fokon’ny Mosita, ary ny fokon’ny Kôreita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201158 Ireto no fianakavian’i Levy: Ny fianakavian’ny Libnita, ny fianakavian’ny Hebronita, ny fianakavian’ny Mahalita, ny fianakavian’ny Mosita, ny fianakavian’ny Koraìta. Ary i Kehata dia niteraka an’i Amrama. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA58 Toy izao ny fianakaviambe levita: ny Libnita sy ny Hebrônita, ny Mahalita sy ny Mosita ary ny Kôrahita. I Kehata no niteraka an’i Hamrama Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara58 Toy izao ny fianakaviambe levita: ny Libnita sy ny Hebrônita, ny Mahalita sy ny Mosita ary ny Kôrahita. I Kehata no niteraka an’i Hamrama Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy58 Izao no fokon’i Levy: ny fokon’ny Libnita, ny fokon’ny Hebronita, ny fokon’ny Mahalita, ny fokon’ny Mosita, ny fokon’ny Koraïta. Ary Kehata niteraka an’i Amrama. Jereo ny tokoMalagasy Bible58 Izao no fokon'i Levy: ny fokon'ny Libnita, ny fokon'ny Hebronita, ny fokon'ny Mahalita, ny fokon'ny Mosita, ny fokon'ny Koralta. Ary Kehata niteraka an'i Amrama. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache58 Ireto no fianakavian’i Levy: Ny fianakavian’ny Libnita, ny fianakavian’ny Hebronita, ny fianakavian’ny Mahalita, ny fianakavian’ny Mosita, ny fianakavian’ny Koraìta. Ary i Kehata dia niteraka an’i Amrama. Jereo ny toko |