Nomery 26:55 - Baiboly Katolika55 Kanefa hanaovana loka no hizarana ny tany. Araka ny anaran’ny fokom-pianakaviany avy no hahazoany ny zarataniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201155 Hatao antsapaka anefa no hizaràna ny tany; araka ny anaran’ny fokon’ny razany no hahazoany zaratany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA55 Antsapaka anefa no hizaràna ny tany, na dia araka ny habetsahan’ny olona isam-poko, aza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara55 Antsapaka anefa no hizaràna ny tany, na dia araka ny habetsahan’ny olona isam-poko, aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy55 Kanefa filokana no hizarana ny tany; araka ny anaran’ny firenen’ny razany no hahazoany zara-tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible55 Kanefa filokana no hizarana ny tany; araka ny anaran'ny firenen'ny razany no hahazoany zara-tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache55 Hatao antsapaka anefa no hizaràna ny tany; araka ny anaran’ny fokon’ny razany no hahazoany zaratany. Jereo ny toko |
Amin’ny filokàna no tsy maintsy hizaranareo ny tany hanananareo azy, izay ho anareo sy izay ho an’ny vahiny mitoetra eo aminareo, sy efa loa-jaza teo aminareo. Hataonareo toy ny tera-tany amin’ny zanak’i Israely, izy ireo, ka filokàna no hahazoany ny anjarany miaraka aminareo, eo amin’ny fokon’i Israely.