Nomery 24:19 - Baiboly Katolika19 Misy mpifehy avy amin’i Jakôba, Ka haringany eny an-tanàna ny sisa tavela.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Avy amin’i Jakoba no isehoan’Izay hanapaka ka handringana izay sisa tao an-tanàna. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 fa misy mpanapaka hiseho avy amin’ny taranak’i Jakôba ka handringana ny sisa velona afa-mandositra avy ao Sehîra.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 fa misy mpanapaka hiseho avy amin’ny taranak’i Jakôba ka handringana ny sisa velona afa-mandositra avy ao Sehîra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary avy amin’i Jakoba no isehoan’Izay hanapaka Ka handringana izay sisa avy ao an-tanàna. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary avy amin'i Jakoba no isehoan'Izay hanapaka ka handringana izay sisa avy ao an-tanàna. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Avy amin’i Jakoba no isehoan’Izay hanapaka ka handringana izay sisa tao an-tanàna. Jereo ny toko |