Nomery 23:8 - Baiboly Katolika8 Hataoko ahoana no fanozona raha tsy manozona Andriamanitra? Hataoko ahoana no fitezitra raha tsy mitezitra i Iaveh? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Hataoko ahoana no ho fanozona izay tsy nozonin’Andriamanitra? Ary hataoko ahoana no ho tezitra amin’izay tsy nitezeran’NY TOMPO? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Hataoko ahoana anefa no fanozona izay tsy mba nozonin’Andriamanitra? Ary hataoko ahoana koa no fandrahona izay tsy mba norahonan’ny TOMPO? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Hataoko ahoana anefa no fanozona izay tsy mba nozonin’Andriamanitra? Ary hataoko ahoana koa no fandrahona izay tsy mba norahonan’ny TOMPO? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Hataoko ahoana no fanozona izay tsy nozonin’Andriamanitra? Ary hataoko ahoana no fisahato izay tsy nosahatoin’i Jehovah? Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Hataoko ahoana no fanozona izay tsy nozonin'Andriamanitra? Ary hataoko ahoana no fisahato izay tsy nosahatoin'i Jehovah? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Hataoko ahoana no ho fanozona izay tsy nozonin’Andriamanitra? Ary hataoko ahoana no ho tezitra amin’izay tsy nitezeran’NY TOMPO? Jereo ny toko |