Nomery 23:17 - Baiboly Katolika17 Niverina tany amin’i Balàka izy, ary indro nitoetra teo anilan’ny sorona dorany izy mbamin’ny andriandahin’i Moaba. Dia hoy i Balàka taminy: «Inona no lazain’i Iaveh?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Nony tonga tany aminy izy dia indreo, teo anilan’ny fanatitra dorana manontolo izay nateriny izy sy ireo andriandahin’i Moaba izay teo aminy. Dia hoy i Balaka taminy: Ahoana no nolazain’NY TOMPO? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Dia lasa izy niverina tany amin’i Balàka izay mbola teo anilan’ny sorona nataony sady tafaraka tamin’ny olo-manan-kaja môabita. Ary hoy i Balàka taminy: –Inona no nolazain’ny TOMPO? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Dia lasa izy niverina tany amin’i Balàka izay mbola teo anilan’ny sorona nataony sady tafaraka tamin’ny olo-manan-kaja môabita. Ary hoy i Balàka taminy: –Inona no nolazain’ny TOMPO? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary nony tonga tany aminy izy, dia, indreo, teo anilan’ny fanatitra dorany izy sy ireo andriandahin’i Moaba izay teo aminy. Dia hoy Balaka taminy: Ahoana no nolazain’i Jehovah? Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary nony tonga tany aminy izy, dia, indreo, teo anilan'ny fanatitra dorany izy sy ireo andriandahin'i Moaba izay teo aminy. Dia hoy Balaka taminy: Ahoana no nolazain'i Jehovah? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Nony tonga tany aminy izy dia indreo, teo anilan’ny fanatitra dorana manontolo izay nateriny izy sy ireo andriandahin’i Moaba izay teo aminy. Dia hoy i Balaka taminy: Ahoana no nolazain’NY TOMPO? Jereo ny toko |