Nomery 22:19 - Baiboly Katolika19 Ary ankehitriny, mihanta aminareo aho mba hijanona atỳ indray koa ianareo anio alina, hahafantarako izay holazain’i Iaveh amiko indray.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Nefa, na dia izany aza, mitoera atỳ ihany koa ianareo anio alina mba ho fantatro izay mbola holazain’NY TOMPO amiko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Nefa mijanòna ihany atỳ anio alina, hahafantarako sao mbola misy holazain’ny Tompo amiko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Nefa mijanòna ihany atỳ anio alina, hahafantarako sao mbola misy holazain’ny Tompo amiko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Nefa, na dia izany aza, mitoera atỳ ihany koa hianareo anio alina, mba ho fantatro izay mbola holazain’i Jehovah amiko koa. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Nefa, na dia izany aza, mitoera atỳ ihany koa ianareo anio alina, mba ho fantatro izay mbola holazain'i Jehovah amiko koa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Nefa, na dia izany aza, mitoera atỳ ihany koa ianareo anio alina mba ho fantatro izay mbola holazain’NY TOMPO amiko. Jereo ny toko |