Nomery 21:26 - Baiboly Katolika26 I Hesebona no tanànan’i Sehôna, mpanjakan’ny Amôreana, izay efa nanafika ny mpanjakan’i Moaba taloha, sy naka ny taniny rehetra hatrany Arnôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 I Hesbona no tanànan’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay nanafika ny mpanjakan’i Moaba taloha ka naka ny taniny rehetra hatrany Arnona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 I Hesbôna no renivohitr’i Sihôna mpanjakan’ny Amôrita, rehefa avy niady tamin’ny mpanjakan’i Môaba teo aloha izy ka naka ny taniny rehetra hatrany Arnôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 I Hesbôna no renivohitr’i Sihôna mpanjakan’ny Amôrita, rehefa avy niady tamin’ny mpanjakan’i Môaba teo aloha izy ka naka ny taniny rehetra hatrany Arnôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Hesbona no tanànan’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay efa nanafika ny mpanjakan’i Moaba taloha, ka efa nalainy taminy avokoa ny taniny rehetra hatrany Arnona. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Hesbona no tanànan'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay efa nanafika ny mpanjakan'i Moaba taloha, ka efa nalainy taminy avokoa ny taniny rehetra hatrany Arnona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 I Hesbona no tanànan’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay nanafika ny mpanjakan’i Moaba taloha ka naka ny taniny rehetra hatrany Arnona. Jereo ny toko |