Nomery 19:17 - Baiboly Katolika17 Dia hangalana ho an’izay maloto ny lavenon’ny sorona izay nodorana, natao sorom-panonerana, ka hametrahana rano velona eo an-dovia eo amboniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Dia hakana ho an’ny voaloto ny lavenon’ilay nodorana ho fanatitra fanadiovana ary hatao eo amin’ny lovia nasiana rano nalaina tamin’ny rano mandeha. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Mba anadiovana ny olona maloto, dia halaina ny lavenon’ilay ombivavy nodorana ho sorona fanalana ny ota ka hatao ao anaty tsangambava izay hasiana ranovelona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Mba anadiovana ny olona maloto, dia halaina ny lavenon’ilay ombivavy nodorana ho sorona fanalana ny ota ka hatao ao anaty tsangambava izay hasiana ranovelona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Dia hangalana ho an’ny maloto ny lavenon’ilay nodorana teo ho fanatitra noho ny ota, ary hasiany rano nalaina tamin’ny rano mandeha izany eo am-bilia. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Dia hangalana ho an'ny maloto ny lavenon'ilay nodorana teo ho fanatitra noho ny ota, ary hasiany rano nalaina tamin'ny rano mandeha izany eo am-bilia. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Dia hakana ho an’ny voaloto ny lavenon’ilay nodorana ho fanatitra fanadiovana ary hatao eo amin’ny lovia nasiana rano nalaina tamin’ny rano mandeha. Jereo ny toko |