Nomery 18:27 - Baiboly Katolika27 Ary izany fanokanana ataonareo izany dia horaisina ho solon’ny vary atokana avy eo am-pamoloana, ho solon’ny divay vaovao avy amin’ny barika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ary izany fanomezana izany dia hisaina ho anareo toy ny fanomezana nalaina avy amin’ny vary avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin’ny famiazana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Izay hatokanareo dia hisaina mitovy amin’ny fanatitra avahan’ny olona ho Ahy amin’ny vary sy ny voamaina na ny divay vaovao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Izay hatokanareo dia hisaina mitovy amin’ny fanatitra avahan’ny olona ho Ahy amin’ny vary sy ny voamaina na ny divay vaovao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary ny fanatitra alainareo dia hisaina ho anareo toy ny vary avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin’ny famiazana. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary ny fanatitra alainareo dia hisaina ho anareo toy ny vary avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin'ny famiazana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Ary izany fanomezana izany dia hisaina ho anareo toy ny fanomezana nalaina avy amin’ny vary avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin’ny famiazana. Jereo ny toko |