Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:15 - Baiboly Katolika

15 Dia niverina nankeo amin’i Môizy teo anoloan’ny trano lay fihaonana i Aarôna ary efa nitsahatra ny loza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ary niverina ho eo amin’i Mosesy teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana i Arona, dia nitsahatra ny areti-mandringana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Dia niverina teo amin’i Mosesy teo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana i Aharôna, nony efa nitsahatra ny loza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Dia niverina teo amin’i Mosesy teo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana i Aharôna, nony efa nitsahatra ny loza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary Arona niverina ho eo amin’i Mosesy teo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana; ary ny areti-mandringana dia nitsahatra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ary niverina ho eo amin’i Mosesy teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana i Arona, dia nitsahatra ny areti-mandringana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra