Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:14 - Baiboly Katolika

14 Ary nisy 14.700, no matin’io loza io, afa-tsy ireo maty noho ny amin’i Kôre.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary izay efa matin’ny areti-mandringana dia fitonjato sy efatra arivo sy iray alina, afa-tsy izay efa maty noho ny amin’i Kora.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 Kanefa 14 700 no niharan-doza, afa-tsy ireo efa maty tamin’ny raharahan’i Kôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Kanefa 14 700 no niharan-doza, afa-tsy ireo efa maty tamin’ny raharahan’i Kôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary izay efa matin’ny areti-mandringana dia fiton-jato amby efatra arivo sy iray alina, afa-tsy izay efa maty noho ny amin’i Kora.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary izay efa matin’ny areti-mandringana dia fitonjato sy efatra arivo sy iray alina, afa-tsy izay efa maty noho ny amin’i Kora.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra