Nomery 16:24 - Baiboly Katolika24 «Mitenena amin’ny fiangonana, lazao hoe: Mihataha ianareo rehetra, mialà amin’ny manodidina ny lain’i Kôre sy i Datàna ary i Abirôna.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Mitenena amin’ny fiangonana hoe: Mihataha tsy hanodidina ny tranolain’i Kora sy i Datana ary i Abirama. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 –Lazao ny fiangonana mba hanalavitra ny fonenan’i Kôra sy i Datàna ary i Abirama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 –Lazao ny fiangonana mba hanalavitra ny fonenan’i Kôra sy i Datàna ary i Abirama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Mitenena amin’ny fiangonana, ka lazao hoe: Mihataha tsy hanodidina ny lain’i Kora sy Datana ary Abìrama. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Mitenena amin'ny fiangonana, ka lazao hoe: Mihataha tsy hanodidina ny lain'i Kora sy Datana ary Abìrama. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Mitenena amin’ny fiangonana hoe: Mihataha tsy hanodidina ny tranolain’i Kora sy i Datana ary i Abirama. Jereo ny toko |