Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 16:24 - DIEM PROTESTANTA

24 –Lazao ny fiangonana mba hanalavitra ny fonenan’i Kôra sy i Datàna ary i Abirama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Mitenena amin’ny fiangonana hoe: Mihataha tsy hanodidina ny tranolain’i Kora sy i Datana ary i Abirama.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 –Lazao ny fiangonana mba hanalavitra ny fonenan’i Kôra sy i Datàna ary i Abirama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 «Mitenena amin’ny fiangonana, lazao hoe: Mihataha ianareo rehetra, mialà amin’ny manodidina ny lain’i Kôre sy i Datàna ary i Abirôna.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Mitenena amin’ny fiangonana, ka lazao hoe: Mihataha tsy hanodidina ny lain’i Kora sy Datana ary Abìrama.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Mitenena amin'ny fiangonana, ka lazao hoe: Mihataha tsy hanodidina ny lain'i Kora sy Datana ary Abìrama.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 16:24
5 Rohy Ifampitohizana  

I Kôra zanakalahin’i Jitsehara dia levita taranak’i Kehata; nitarika an’i Datàna sy i Abirama zanakalahin’i Eliaba, ary i Ôna zanakalahin’i Peleta izay samy taranak’i Reobena izay


–Mialà ianareo amin’ireo andian’olona ireo fa handringana azy indray mipi-maso Aho.


Dia namaly an’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:


Dia nitsangana i Mosesy ka nankeo amin’i Datàna sy i Abirama sady narahin’ny loholon’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra