Nomery 14:32 - Baiboly Katolika32 Ny anareo kosa, dia ny fatinareo no hiampatrampatra atỳ an’efitra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Fa ny aminareo dia hiampatrampatra atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 Ianareo izany ho faty ka hiampatrampatra amin’ity taniefitra ity; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Ianareo izany ho faty ka hiampatrampatra amin’ity taniefitra ity; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Fa ny aminareo, dia hiampatrampatra amin’ity efitra ity ny fatinareo; Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Fa ny aminareo, dia hiampatrampatra amin'ity efitra ity ny fatinareo; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache32 Fa ny aminareo dia hiampatrampatra atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo; Jereo ny toko |