Nomery 13:28 - Baiboly Katolika28 Fa ny vahoaka monina any, mahery; ny tanàna, sady mimanda no lehibe; ny zanak’i Enàka aza, hitanay any koa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Kanefa kosa mahery ny olona izay monina eo amin’ny tany, ary ny tanàna dia mimanda sady lehibe dia lehibe; ary hitanay tany koa aza ireo taranaky ny Anakita. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Saingy ny mponina ao aminy kosa dia mahery, ary ny tanàna dia mimanda sady lehibe. Hitanay tao koa aza ny taranaky ny Hanakita. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Saingy ny mponina ao aminy kosa dia mahery, ary ny tanàna dia mimanda sady lehibe. Hitanay tao koa aza ny taranaky ny Hanakita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Kanefa kosa mahery ny olona izay monina eo amin’ny tany; ary ny tanàna dia mimanda sady lehibe dia lehibe; ary koa, nahita ny teraky ny Anakita teo izahay. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Kanefa kosa mahery ny olona izay monina eo amin'ny tany; ary ny tanàna dia mimanda sady lehibe dia lehibe; ary koa, nahita ny teraky ny Anakita teo izahay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Kanefa kosa mahery ny olona izay monina eo amin’ny tany, ary ny tanàna dia mimanda sady lehibe dia lehibe; ary hitanay tany koa aza ireo taranaky ny Anakita. Jereo ny toko |