Nomery 11:13 - Baiboly Katolika13 Aiza no hangalako hena homena an’izao vahoaka rehetra izao? Fa mitomany manodidina ahy izy, manao hoe: Omeo hena izahay hohaninay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Avy aiza no hahazoako hena homena ity firenena iray manontolo ity no dia mitomany amiko izy hoe: Omeo hena izahay hohaninay! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Aiza no hahitako hena homena ireo vahoaka rehetra ireo izay mitomany amiko hoe: «Omeo hena izahay hohaninay»? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Aiza no hahitako hena homena ireo vahoaka rehetra ireo izay mitomany amiko hoe: «Omeo hena izahay hohaninay»? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Avy aiza no hahazoako hena homena ity firenena rehetra ity, no dia mitomany amiko izy manao hoe: Omeo hena izahay hohaninay? Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Avy aiza no hahazoako hena homena ity firenena rehetra ity, no dia mitomany amiko izy manao hoe: Omeo hena izahay hohaninay? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Avy aiza no hahazoako hena homena ity firenena iray manontolo ity no dia mitomany amiko izy hoe: Omeo hena izahay hohaninay! Jereo ny toko |