Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 7:33 - Baiboly Katolika

33 nisy 52 ny mponina tao amin’ny Nebao anankiray;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 ny mponina tany amin’ilay Nebo iray: Roa amby dimampolo;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

33 ny terak’ilay Nebao anankiray dia nisy lehilahy 52;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 ny terak’ilay Nebao anankiray dia nisy lehilahy 52;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 ny mponina tany amin’ilay Nebo anankiray dia roa amby dimam-polo;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 ny mponina tany amin'ilay Nebo anankiray dia roa amby dimam-polo;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 ny mponina tany amin’ilay Nebo iray: Roa amby dimampolo;

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 7:33
4 Rohy Ifampitohizana  

tamin’ny taranak’i Nebô: i Jehiela, i Matatiasa, i Zabada, i Zabinà, i Jedao, i Joela, ary i Banaiasa.


nisy 25 ny taranak’i Nebô;


nisy 123 ny mponina tao Betela sy i Haì;


nisy 1.254 ny taranak’i Elama anankiray;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra