Nehemia 7:2 - Baiboly Katolika2 Ary i Hananì rahalahiko sy i Anania lehiben’ny rova no nomeko fahefana amin’i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky sy mahatahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 dia notendreko i Hanany rahalahiko sy i Hanania, lehiben’ny tao an-dapa mba hitandrina an’i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Notendreko hitantana an’i Jerosalema i Hanany rahalahiko sy i Hananià, lehiben’ny tranomimanda, izay lehilahy mahatoky sady matahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Notendreko hitantana an’i Jerosalema i Hanany rahalahiko sy i Hananià, lehiben’ny tranomimanda, izay lehilahy mahatoky sady matahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben’ny tao an-dapa, hitandrina an’i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben'ny tao an-dapa, hitandrina an'i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 dia notendreko i Hanany rahalahiko sy i Hanania, lehiben’ny tao an-dapa mba hitandrina an’i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an’Andriamanitra mihoatra noho ny maro. Jereo ny toko |
ary taratasy anankiray koa ho an’i Asafa mpitandrina ny alan’ny mpanjaka, mba hanomezany hazo ahy, hanaovako sakamandimby hatao amin’ny varavaran’ny trano mimanda manolotra ny tempoly sy hatao amin’ny mandan’ny tanàna, mbamin’ny trano hihatahako.» Dia nomen’ny mpanjaka ahy izany, fa momba ahy ny tanana manambin’ny Andriamanitro.
Dia hoy aho tamin’izy ireo: «Aza vohaina ny vavahadin’i Jerosalema mandra-pahatongan’ny hafanan’ny masoandro, ary ny hariva dia ny mbola eo ny mpiambina no hanidiana ny vavahady sy hametrahana ny barany, ary amin’ny alina, dia hanendrena mpiambina ny mponina eto Jerosalema samy hatao amin’ny anjara toerany ny tandrifin’ny tranony avy.»