Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:33 - Baiboly Katolika

33 Ary raha maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza ary mirotsaha amin’ny tanàna; ka rehefa hivoaka hamely anao i Gaala sy ny vahoaka momba azy, dia asio, araka izay azonao atao amin’izay».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Ary amin’ny maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza ka miroata hamely ny tanàna. Rehefa mivoaka hiady aminao i Gala sy ny vahoaka miaraka aminy dia ataovy izay hanaovanao azy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

33 Ary rahampitso maraina, vao miposaka ny masoandro, dia tongava hanafika ny tanàna; ka rehefa mivoaka hifanehatra aminao i Gahala sy ny olona mpomba azy dia ataovy araka ny tokony hafitsokao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Ary rahampitso maraina, vao miposaka ny masoandro, dia tongava hanafika ny tanàna; ka rehefa mivoaka hifanehatra aminao i Gahala sy ny olona mpomba azy dia ataovy araka ny tokony hafitsokao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Ary raha maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza maraina koa hianao, ka miroata hamely ny tanàna; ary, indro, raha mivoaka hiady aminao izy sy ny vahoaka eo aminy, dia ataovy aminy izay zakan’ny tànanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Ary raha maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza maraina koa ianao, ka miroata hamely ny tanàna; ary, indro, raha mivoaka hiady aminao izy sy ny vahoaka eo aminy, dia ataovy aminy izay zakan'ny tananao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Ary amin’ny maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza ka miroata hamely ny tanàna. Rehefa mivoaka hiady aminao i Gala sy ny vahoaka miaraka aminy dia ataovy izay hanaovanao azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:33
6 Rohy Ifampitohizana  

Izay rehetra azon’ny tananao atao, dia ataovy amin-kerim-po; fa tsy misy asa na fahalalana na fahaizana, na fahendrena any amin’ny Seoly izay halehanao.


Raha tsy manana olona ho solony ralehilahy, fa ny tenany ihany no mba mahita izay ampy hanavotana azy,


koa miarena mbola alina ianao sy ny vahoaka eo aminao, avia hanotrika any an-tsaha.


Dia niainga mbola alina i Abimeleka sy ny vahoaka momba azy, ka nanao otrika tao akaikin’i Sikema, nizara efa-toko.


Rehefa tanteraka ho anao ireo famantarana ireo, dia ataovy araka izay sendra eo anoloanao fa momba anao Andriamanitra.


Anontanio ny mpanomponao, fa holazainy aminao izany. Koa aoka hahita fitia eo imasonao ny zatovo lahy fa andro fifaliana izao ahatongavanay izao. Mba omeo amin’izay mety ho hitan’ny tananao, ireto mpanomponao sy i Davida zanakao.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra