Mpitsara 6:37 - Baiboly Katolika37 indro hametraka volon’ondry eto am-pamoloana aho, ka raha ny volon’ondry irery no lenan’ny ando, fa ny tany rehetra kosa ho maina, dia ho fantatro fa ny tanako tokoa no hanafahana an’i Israely araka ny voalazanao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 indro, hapetrako eo amin’ny famoloana ity faham-bolon’ondry iray ity; koa raha ny volon’ondry ihany no lenan’ny ando fa maina kosa ny tany manontolo dia ho fantatro fa ny tanako no hamonjenao ny Israely araka izay nolazainao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 dia indro havelatro eo am-pamoloana ny volon’ondry; ka raha ny volon’ondry ihany no lenan’ny ando, fa ny tany manodidina azy kosa ho maina avokoa, dia ho fantatro fa ny tanako tokoa no hamonjenao an’i Israely, araka izay efa nambaranao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 dia indro havelatro eo am-pamoloana ny volon’ondry; ka raha ny volon’ondry ihany no lenan’ny ando, fa ny tany manodidina azy kosa ho maina avokoa, dia ho fantatro fa ny tanako tokoa no hamonjenao an’i Israely, araka izay efa nambaranao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 indro, hapetrako eo amin’ny famoloana ity volon’ondry iray manontolo ity, ka raha ny volon’ondry ihany no lenan’ny ando, fa maina ny tany rehetra, dia ho fantatro fa ny tànako no hamonjenao ny Isiraely araka izay efa nolazainao. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 indro, hapetrako eo amin'ny famoloana ity volon'ondry iray manontolo ity, ka raha ny volon'ondry ihany no lenan'ny ando, fa maina ny tany rehetra, dia ho fantatro fa ny tanako no hamonjenao ny Isiraely araka izay efa nolazainao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 indro, hapetrako eo amin’ny famoloana ity faham-bolon’ondry iray ity; koa raha ny volon’ondry ihany no lenan’ny ando fa maina kosa ny tany manontolo dia ho fantatro fa ny tanako no hamonjenao ny Israely araka izay nolazainao. Jereo ny toko |