Mpitsara 14:5 - Baiboly Katolika5 Dia nidina nankany Tamnà i Samsôna, niaraka tamin’ny ray aman-dreniny. Nony tonga teo amin’ny tanimboalobok’i Tamnà izy dia indro nisy vanton-diona nierona nandroso hifanehatra aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Dia nidina i Samsona sy ny ray aman-dreniny nankany Timna. Ary nony tonga tao amin’ny tanim-boaloboka tany Timna izy, indro, nisy liona tanora nierona taminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Dia niainga hankany Timnà i Samsôna. Nony tonga tao amin’ny tanim-boaloboka akaikin’i Timnà izy, dia nisy liona tanora nierona nanatona azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Dia niainga hankany Timnà i Samsôna. Nony tonga tao amin’ny tanim-boaloboka akaikin’i Timnà izy, dia nisy liona tanora nierona nanatona azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Dia nidina Samsona sy ny rainy aman-dreniny nankany Timna. Ary nony tonga tao amin’ny tanimboaloboka tany Timna izy, indro, nisy liona tanora nierona taminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Dia nidina Samsona sy ny rainy aman-dreniny nankany Timna. Ary nony tonga tao amin'ny tanim-boaloboka tany Timna izy, indro, nisy liona tanora nierona taminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Dia nidina i Samsona sy ny ray aman-dreniny nankany Timna. Ary nony tonga tao amin’ny tanim-boaloboka tany Timna izy, indro, nisy liona tanora nierona taminy. Jereo ny toko |