Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:33 - Baiboly Katolika

33 ka nasiany hatrany Arôera ka hatrany akaikikaikin’i Menita, nahazoany tanàna roapolo, sy hatrany Abela-Keramina, ka dia resy mafy tokoa izy ireo. Dia voatery teo anoloan’i Israely ny taranak’i Amôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Dia namely azy hatrany Aroera ka hatrany akaikin’i Minita, dia tanàna roapolo, ary hatrany Abela-Keramima, ka be dia be no maty. Voaetry teo anoloan’ny Zanak’Israely ny Amonita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

33 Nandresy azy i Jiftà, ka nahazo ny tanàna roapolo teo anelanelan’i Harôhera sy ny manodidina an’i Minita ary hatrany Abela-Keramima. Faharesena goavana ny an’ny Hamônita, ka dia nilefitra teo anoloan’ny Israelita izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Nandresy azy i Jiftà, ka nahazo ny tanàna roapolo teo anelanelan’i Harôhera sy ny manodidina an’i Minita ary hatrany Abela-Keramima. Faharesena goavana ny an’ny Hamônita, ka dia nilefitra teo anoloan’ny Israelita izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Dia namely azy izy hatrany Aroera ka hatrany akaikin’i Minita sy hatrany Abela-keramima, dia tanàna roa-polo, ka be dia be no maty. Dia resy teo anoloan’ny Zanak’Isiraely ny taranak’i Amona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Dia namely azy izy hatrany Aroera ka hatrany akaikin'i Minita sy hatrany Abela-keramima, dia tanàna roa-polo, ka be dia be no maty. Dia resy teo anoloan'ny Zanak'Isiraely ny taranak'i Amona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Dia namely azy hatrany Aroera ka hatrany akaikin’i Minita, dia tanàna roapolo, ary hatrany Abela-Keramima, ka be dia be no maty. Voaetry teo anoloan’ny Zanak’Israely ny Amonita.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:33
5 Rohy Ifampitohizana  

Nivoaka ny mpanjakan’i Israely; nasiany avokoa ny soavaly sy ny kalesy, ka nasiany tamin’ny fandresena mafy ny Sirianina.


I Jodà sy ny tanin’i Israely nifampivarotra taminao, ny amin’ny varin’i Minîta, ny zava-manitra, ny tantely, ny diloilo, ny ditin-kazo manitra.


Ny zanak’i Gada nanorina an’i Dibôna, i Atarôta, i Arôera,


Hatrany Harôera amoron’ny lohasahan-driaka Arnôna, sy ny tanàna eo anatin’ny lohasaha, ka hatrany Galaada, dia tsy nisy tanàna sarotra anihina ka tsy afatsîka, fa natolotr’i Iaveh Andriamanitsika ho antsika daholo.


Dia nandroso hamely ny taranak’i Amôna i Jefte, ary natolotr’i Iaveh teo an-tanany ireny,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra