Mpitsara 11:27 - Baiboly Katolika27 Izaho tsy nanao ratsy taminao, fa ianao izao no manisy ratsy ahy, amin’ny ady ataonao amiko. Ka aoka i Iaveh, ilay mpitsara, no hitsara anio ny zanak’i Israely sy ny taranak’i Amôna». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Tsy nanota taminao aho fa ianao no manisy ratsy ahy amin’ny iadianao amiko. Aoka NY TOMPO Mpitsara no hitsara ny Zanak’Israely sy ny Amonita anio. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Raha izaho aloha dia tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy amin’ny iadianao amiko. Ny TOMPO mpitsara anie hitsara ny Israelita sy ny Hamônita anio! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Raha izaho aloha dia tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy amin’ny iadianao amiko. Ny TOMPO mpitsara anie hitsara ny Israelita sy ny Hamônita anio! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Izaho tsy nanota taminao, fa hianao no manisy ratsy ahy, fa miady amiko; aoka Jehovah Mpitsara no hitsara ny Zanak’Isiraely sy ny taranak’i Amona anio. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Izaho tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy, fa miady amiko; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Tsy nanota taminao aho fa ianao no manisy ratsy ahy amin’ny iadianao amiko. Aoka NY TOMPO Mpitsara no hitsara ny Zanak’Israely sy ny Amonita anio. Jereo ny toko |