Mpitsara 1:9 - Baiboly Katolika9 Taorian’izany dia nidina ny taranak’i Jodà hiady amin’ny Kananeanina monina amin’ny tendrombohitra, ny Negeba ary ny Sefelà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Avy eo dia nidina ny taranak’i Joda hiady amin’ny Kananita izay nonina tany amin’ny tany be havoana sy tany amin’ny Negeva ary tany amin’ny Sefela. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Taorian’izany, dia nidina ireo hiady tamin’ny Kanahanita izay nonina teny an-kavoana sy tany amin’ny faritra atsimo ary tany amin’ny lemak’i Sefelà. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Taorian’izany, dia nidina ireo hiady tamin’ny Kanahanita izay nonina teny an-kavoana sy tany amin’ny faritra atsimo ary tany amin’ny lemak’i Sefelà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary rehefa afaka izany, dia nidina ny taranak’i Joda hiady amin’ny Kananita izay nonina tany amin’ny tany havoana sy tany amin’ny tany atsimo ary tany amin’ny tany lemaka amoron-tsiraka Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary rehefa afaka izany, dia nidina ny taranak'i Joda hiady amin'ny Kananita izay nonina tany amin'ny tany havoana sy tany amin'ny tany atsimo ary tany amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Avy eo dia nidina ny taranak’i Joda hiady amin’ny Kananita izay nonina tany amin’ny tany be havoana sy tany amin’ny Negeva ary tany amin’ny Sefela. Jereo ny toko |
Tamin’izany andro izany ihany koa no nandehanan’i Jôsoe sy nandringanany ny Enakima tany amin’ny Tendrombohitra, tany Hebrôna, tany Dabira ary tany Anaba, tany amin’ny tendrombohitr’i Jodà rehetra sy tany amin’ny tendrombohitr’i Israely rehetra. Nataon’i Jôsoe anatema avokoa ireo mbamin’ny tanànany;