Mpitsara 1:6 - Baiboly Katolika6 Nandositra i Adôny-Bezeka fa nenjehin’izy ireo, koa nony azony, notapahiny ny ankiben-tanany aman-tongony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Nefa nandositra i Adonỳ-Bezeka ka nanenjika azy izy ireo ary nisambotra azy dia nanapaka ny ankihiben-tanany sy ny ankihiben-tongony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Vaky nandositra i Adônỳ-Bezèka saingy nenjehin’ireo ka tratrany, dia notapahiny ny ankiben-tanany sy ny ankiben-tongony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Vaky nandositra i Adônỳ-Bezèka saingy nenjehin’ireo ka tratrany, dia notapahiny ny ankiben-tanany sy ny ankiben-tongony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Nefa nandositra Adoni-bezeka; ary nanenjika azy izy ireo ka nisambotra azy, dia nanapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Nefa nandositra Adoni-bezeka;ary nanenjika azy izy ireto ka nisambotra azy, dia nanapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Nefa nandositra i Adonỳ-Bezeka ka nanenjika azy izy ireo ary nisambotra azy dia nanapaka ny ankihiben-tanany sy ny ankihiben-tongony. Jereo ny toko |
Koa izao no lazain’i Iaveh: Tsy nihaino Ahy ianareo fa tsy nitory fahafahana ho an’ny rahalahiny sy ho an’ny namany avy; koa indro Izaho kosa mitory fahafahana ho anareo. - teny marin’i Iaveh. - Halefako ianareo ho amin’ny sabatra sy ny pesta ary ny mosary, sady hataoko zavatra fampitahorana any amin’ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany.