Mpitoriteny 7:3 - Baiboly Katolika3 Aleo alahelo toy izay hehy; fa ny tarehy malahelo, mahasoa ny fo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Tsara ny alahelo noho ny hehy, fa na dia malahelo aza ny tarehy, mety ho tsara ihany ny fo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Aleo ny fijaliana toy izay ny fihomehezana; fa na dia manjombona aza ny tarehy, dia mety sambatra ihany ny fo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Aleo ny fijaliana toy izay ny fihomehezana; fa na dia manjombona aza ny tarehy, dia mety sambatra ihany ny fo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Tsara ny alahelo noho ny hehy; fa na dia malahelo aza ny tarehy, mety tsara ihany ny fo. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Tsara ny alahelo noho ny hehy; fa na dia malahelo aza ny tarehy, mety tsara ihany ny fo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Tsara ny alahelo noho ny hehy, fa na dia malahelo aza ny tarehy, mety ho tsara ihany ny fo. Jereo ny toko |