Mpitoriteny 6:8 - Baiboly Katolika8 Fa inona no soa azon’ny hendry mihoatra noho ny an’ny adala? inona no soa azon’ny mahantra mahay mitondra tena eo imason’ny velona? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Fa inona no soa azon’ny hendry mihoatra noho ny adala? Tombontsoa inona no ananan’ny mahantra izay mahay mitondra tena eo imason’ny velona? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Fa inona no soa azon’ny hendry miohatra amin’ny adala? Inona no soa azon’ny olo-mahantra izay mahay miavo-tena eo amin’ny fiainana? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Fa inona no soa azon’ny hendry miohatra amin’ny adala? Inona no soa azon’ny olo-mahantra izay mahay miavo-tena eo amin’ny fiainana? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Fa inona no soa azon’ny hendry noho ny adala? Inona no azon’ny malahelo izay mahay mitondra tena eo imason’ny velona? Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Fa inona no soa azon'ny hendry noho ny adala? Inona no azon'ny malahelo izay mahay mitondra tena eo imason'ny velona? Jereo ny toko |