Mpitoriteny 6:9 - Baiboly Katolika9 Aleo ny hita maso, toy izay ny firedireden’ny faniriana. Zava-poana amam-panenjehan-drivotra ihany koa izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ny eo am-pelatanana dia tsara noho ny nofinofy. Zava-poana sy sambo-drivotra koa izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Aleo mifaly amin’izay ananana hitan’ny maso toy izay manaiky harebirebin’ny faniriana, satria zava-poana sy manenji-drivotra koa izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Aleo mifaly amin’izay ananana hitan’ny maso toy izay manaiky harebirebin’ny faniriana, satria zava-poana sy manenji-drivotra koa izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ny fahitan’ny maso dia mahafinaritra noho ny firenirenin’ny faniriana. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ny fahitan'ny maso dia mahafinaritra noho ny firenirenin'ny faniriana. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany. Jereo ny toko |