Mpitoriteny 12:9 - Baiboly Katolika9 Afa-tsy ny maha olon-kendry ny Mpitory teny, dia nampianatra ny fahaizana ny vahoaka koa izy; nandinika sy nandanjalanja izy, ary nandahatra oha-teny maro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ary izao koa, satria hendry i Mpitoriteny dia nampianatra ny olona fahalalana izy; eny, nandinika sy nieritreritra ary nandahatra tenim-pahendrena maro izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Ho fanampin’izany, tsy nitsahatra nampianatra ny olona ny zavatra fantany i Kôheleta satria hendry izy. Namorona ohabolana maro izy rehefa avy nandinika sy nandanjalanja. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ho fanampin’izany, tsy nitsahatra nampianatra ny olona ny zavatra fantany i Kôheleta satria hendry izy. Namorona ohabolana maro izy rehefa avy nandinika sy nandanjalanja. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 ARY koa, satria hendry Mpitoriteny, dia nampianatra ny olona fahalalana izy; eny, nandinika sy nieritreritra ary nandahatra ohabolana maro izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary koa, satria hendry Mpitoriteny, dia nampianatra ny olona fahalalana izy; eny, nandinika sy nieritreritra ary nandahatra ohabolana maro izy. Jereo ny toko |