Mpitoriteny 11:7 - Baiboly Katolika7 Mamy ny fahazavana, ary mahafinaritra ny maso ny mahita ny mason’andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Mamy tokoa ny mazava ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Kanto ny fahazavàn’ny andro, ary mahafinaritra ny maso ny fahitana ny masoandro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Kanto ny fahazavàn’ny andro, ary mahafinaritra ny maso ny fahitana ny masoandro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Mamy tokoa ny mazava, ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro; Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Mamy tokoa ny mazava, ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Mamy tokoa ny mazava ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro; Jereo ny toko |