Mpitoriteny 1:5 - Baiboly Katolika5 Miposaka ny masoandro, milentika ny masoandro, ary dodona izy mba hody any amin’ny fonenany, dia miposaka avy any ihany indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Miposaka ny masoandro ary milentika ny masoandro sady miriotra ho any amin’ny toerana izay niposahany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Miposaka ny masoandro, milentika ny masoandro, ary maika erỳ hiverina any amin’izay niaingany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Miposaka ny masoandro, milentika ny masoandro, ary maika erỳ hiverina any amin’izay niaingany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ny masoandro koa miposaka, ary ny masoandro milentika sady miriotra ho any amin’ny fitoerana izay niposahany. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ny masoandro koa miposaka ary ny masoandro milentika sady miriotra ho any amin'ny fitoerana izay niposahany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Miposaka ny masoandro ary milentika ny masoandro sady miriotra ho any amin’ny toerana izay niposahany. Jereo ny toko |