Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Mpitoriteny 1:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Miposaka ny masoandro, milentika ny masoandro, ary maika erỳ hiverina any amin’izay niaingany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Miposaka ny masoandro ary milentika ny masoandro sady miriotra ho any amin’ny toerana izay niposahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Miposaka ny masoandro, milentika ny masoandro, ary maika erỳ hiverina any amin’izay niaingany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Miposaka ny masoandro, milentika ny masoandro, ary dodona izy mba hody any amin’ny fonenany, dia miposaka avy any ihany indray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ny masoandro koa miposaka, ary ny masoandro milentika sady miriotra ho any amin’ny fitoerana izay niposahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ny masoandro koa miposaka ary ny masoandro milentika sady miriotra ho any amin'ny fitoerana izay niposahany.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitoriteny 1:5
9 Rohy Ifampitohizana  

Raha mbola tany koa ny tany, dia tsy hanam-pitsaharana mihitsy ny famafazana sy ny fijinjana, ny hafanana sy ny hatsiaka, ny fahavaratra sy ny ririnina, ary ny andro sy ny alina.»


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Tononkalo fananarana nataon’ny terak’i Kôra.


mandra-pitsatoky ny zana-tsipîka amin’ny fony; tahaka ny vorona miriotra mankamin’ny harato izy, ka tsy mahalala fa hahafaty azy izany.


«Izao no lazain’ny TOMPO: Raha mahafoana ny fifanekena nataoko tamin’ny andro sy ny alina ianareo ka mahasakana ny andro sy ny alina tsy hiseho araka ny fotoanany,


Noho ny zana-tsipîkanao mamiratra mitsoriaka, noho ny lefonao manjelanjelatra mahajemby, dia tsy nahahetsika ny masoandro sy ny volana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra