Mpitoriteny 1:18 - Baiboly Katolika18 Satria rehefa be fahendrena, be alahelo koa; ary izay mampitombo ny fahaizany, mampitombo ny fahoriany koa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 satria izay be fahendrena dia be fahasahiranan-tsaina ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fanaintainana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Fa arakaraka ny mahabe fahendrena no mahabe fahasahiranana; ary izay mitombo fahalalana, dia mitombo fahoriana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Fa arakaraka ny mahabe fahendrena no mahabe fahasahiranana; ary izay mitombo fahalalana, dia mitombo fahoriana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 satria izay be fahendrena dia be alahelo, ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 satria izay be fahendrena dia be alahelo, ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 satria izay be fahendrena dia be fahasahiranan-tsaina ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fanaintainana. Jereo ny toko |