Mpitoriteny 1:16 - Baiboly Katolika16 Hoy aho anakampo: Indro efa nahazo ny fahendrena be sy miavosa aho, mihoatra noho izany rehetra talohako teto Jerosalema, ka nanam-pahendrena amam-pahaizana ampy be ny foko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Hoy aho anakampo: Indro, nanangona fahendrena be dia be mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema aho; eny, nahita fahendrena sy fahalalana betsaka aho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Hoy aho anakampoko: «Indro aho fa nahangom-pahendrena mihoatra noho ireo mpanjaka rehetra nodimbiasako teto Jerosalema.» Ary nanankarem-pahendrena amam-pahalalana momba ny fiainana aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Hoy aho anakampoko: «Indro aho fa nahangom-pahendrena mihoatra noho ireo mpanjaka rehetra nodimbiasako teto Jerosalema.» Ary nanankarem-pahendrena amam-pahalalana momba ny fiainana aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Hoy izaho tamin’ny foko: Indro, izaho nahazo fahendrena be dia be mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema; eny, ny foko nahita ny fahendrena sy ny fahalalana betsaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Hoy izaho tamin'ny foko: Indro, izaho nahazo fahendrena be dia be mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema; eny, ny foko nahita ny fahendrena sy ny fahalalana betsaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Hoy aho anakampo: Indro, nanangona fahendrena be dia be mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema aho; eny, nahita fahendrena sy fahalalana betsaka aho. Jereo ny toko |