Mika 7:14 - Baiboly Katolika14 Andraso amin’ny tehinao ny vahoakanao dia ny ondry lovanao, izay monina mitokana any an’ala, eo afovoan’i Karmela; aoka hiraoka any Basàna sy any Galaada izy, toy ny tamin’ny andro taloha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ny tehinao no aoka hiandrasanao ny olonao, dia ny ondry lovanao, izay monina mitokana any anatin’ny kirihitrala, ao an-tampon’i Karmela. Aoka handrasana any Basana sy Gileada ireny, toy ny tamin’ny andro taloha ela. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 TOMPO ô, ny tehinao no ento miandry ny vahoakanao, dia ny andianondry fanananao, izay mitoka-monina eo amin’ny tany be akata voahodidina saha mahavokatra; aoka izy handrasana any Basàna sy Gilehada tahaka ny tamin’ny andro taloha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 TOMPO ô, ny tehinao no ento miandry ny vahoakanao, dia ny andianondry fanananao, izay mitoka-monina eo amin’ny tany be akata voahodidina saha mahavokatra; aoka izy handrasana any Basàna sy Gilehada tahaka ny tamin’ny andro taloha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ny tehinao no ento miandry ny olonao, Dia ny ondry lovanao, Izay monina mitokana, dia any an-ala ao an-tampon’i Karmela; Aoka handrasana any Basana sy Gileada ireny Toy ny tamin’ny andro taloha ela. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ny tehinao no ento miandry ny olonao, Dia ny ondry lovanao, Izay monina mitokana, dia any an'ala ao an-tampon'i Karmela; Aoka handrasana any Basana sy Gileada ireny Toy ny tamin'ny andro taloha ela. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ny tehinao no aoka hiandrasanao ny olonao, dia ny ondry lovanao, izay monina mitokana any anatin’ny kirihitrala, ao an-tampon’i Karmela. Aoka handrasana any Basana sy Gileada ireny, toy ny tamin’ny andro taloha ela. Jereo ny toko |
Hamely an’ilay Masin’i Israely. Ny mpanomponao no efa naniratsiranao ny Tompo, ary ianao efa nanao hoe: ‹Amin’ny hamaroan’ny kalesiko no efa niakarako teny antampon-tendrombohitra, teny amin’ny fara sisin’i Libàna; hokapaiko ny avo indrindra amin’ny sipresa ao aminy, ny tsara indrindra amin’ny sipresa ao aminy, dia hahatakatra ny tendrony avo indrindra aho, mbamin’ny alany, hoatra ny saha misy hazo mamoa.