Mika 6:9 - Baiboly Katolika9 Miantso mafy miteny amin’ny tanàna ny feon’i Iaveh - ary fahendrena kosa ny manaja ny Anaranao: - Mihainoa ianareo, ny tsora-kazo, mbamin’izay nandidy azy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Manaitra ny tanàna ny feon’NY TOMPO ary mahita ny anaranao ny hendry; henoinareo ny tsorakazo sy izay nanendry azy! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Fahendrena ny manaja ny TOMPO! Miantso ny ao an-drenivohitra Izy manao hoe: «Mihainoa, ianareo ry fokon’i Joda sy ry loholona mivory eto an-drenivohitra! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Fahendrena ny manaja ny TOMPO! Miantso ny ao an-drenivohitra Izy manao hoe: «Mihainoa, ianareo ry fokon’i Joda sy ry loholona mivory eto an-drenivohitra! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Manaitra ny tanàna ny feon’i Jehovah, Ary mahita ny anaranao ny hendry; Henoinareo ny tsorakazo sy Izay nanendry azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Manaitra ny tanàna ny feon'i Jehovah, Ary mahita ny anaranao ny hendry; Henoinareo ny tsorakazo sy Izay nanendry azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Manaitra ny tanàna ny feon’NY TOMPO ary mahita ny anaranao ny hendry; henoinareo ny tsorakazo sy izay nanendry azy! Jereo ny toko |