Matio 27:64 - Baiboly Katolika64 Koa asaovy ambenana ny fasany ambara-pahàfaky ny andro fahatelo, fandrao sokoin’ny mpianany ny fatiny, dia lazainy amin’ny vahoaka hoe: Nitsangan-ko velona avy any amin’ny maty Izy, ka ho ratsy ny fitaka farany noho ny voalohany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201164 Koa asaivo ambenana tsara ny fasana mandra-pahatongan’ny andro fahatelo, fandrao avy ny mpianany ka hangalatra Azy dia hilaza amin’ny olona hoe: Efa nitsangana tamin’ny maty Izy; koa ho ratsy ny fitaka farany noho ny voalohany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA64 Koa asaovy ambenana ny fasany ambara-pahafaky ny andro fahatelo, fandrao avy ireo mpianany hangalatra ny fatiny ka hilaza amin’ny vahoaka hoe: «Nitsangana velona avy tany amin’ny maty Izy»; ka ho ratsy kokoa ny fitaka farany noho ny voalohany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara64 Koa asaovy ambenana ny fasany ambara-pahafaky ny andro fahatelo, fandrao avy ireo mpianany hangalatra ny fatiny ka hilaza amin’ny vahoaka hoe: «Nitsangana velona avy tany amin’ny maty Izy»; ka ho ratsy kokoa ny fitaka farany noho ny voalohany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy64 Koa asaovy hambenana mafy ny fasana mandra-pahatongan’ny andro fahatelo, fandrao avy ny mpianany ka mangalatra Azy, dia hilaza amin’ny olona hoe: Efa natsangana tamin’ny maty Izy; ka dia ho ratsy ny fitaka farany noho ny voalohany. Jereo ny tokoMalagasy Bible64 Koa asaovy hambenana mafy ny fasana mandra-pahatongan'ny andro fahatelo, fandrao avy ny mpianany ka mangalatra Azy, dia hilaza amin'ny olona hoe: Efa natsangana tamin'ny maty Izy; ka dia ho ratsy ny fitaka farany noho ny voalohany. Jereo ny toko |