Matio 27:54 - Baiboly Katolika54 Ilay kapiteny sy ny fehiny niambina an’i Jesoa kosa nony nahita ny horohoron-tany mbamin’ny zavatra rehetra tonga teo, dia raiki-tahotra mafy ka nanao hoe: «Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io Lehilahy io.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201154 Ary ny kapiteny sy ireo niaraka taminy niambina an’i Jesosy, raha nahita ny horohoron-tany mbamin’izay zava-niseho teo, dia raiki-tahotra indrindra ka niteny hoe: Marina tokoa fa Zanak’Andriamanitra io Lehilahy io. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA54 Ary ilay kapiteny sy ireo miaramila niambina an’i Jesoa niaraka taminy kosa, raha vao nahita ny horohorontany sy ny zava-nitranga, dia raiki-tahotra mafy sady loa-bolana hoe: –Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io Lehilahy io! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara54 Ary ilay kapiteny sy ireo miaramila niambina an’i Jesoa niaraka taminy kosa, raha vao nahita ny horohorontany sy ny zava-nitranga, dia raiki-tahotra mafy sady loa-bolana hoe: –Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io Lehilahy io! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy54 Ary ny kapiteny sy ny fehiny, izay niambina an’i Jesosy, raha nahita ny horohorontany mbamin’izay zavatra tonga teo, dia raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak’Andriamanitra io Lehilahy io. Jereo ny tokoMalagasy Bible54 Ary ny kapiteny sy ny fehiny, izay niambina an'i Jesosy, raha nahita ny horohorontany mbamin'izay zavatra tonga teo, dia raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahy io. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache54 Ary ny kapiteny sy ireo niaraka taminy niambina an’i Jesosy, raha nahita ny horohoron-tany mbamin’izay zava-niseho teo, dia raiki-tahotra indrindra ka niteny hoe: Marina tokoa fa Zanak’Andriamanitra io Lehilahy io. Jereo ny toko |