Matio 27:55 - Baiboly Katolika55 Nisy vehivavy maromaro koa nitazana teny lavidavitra teny, dia ireo izay nanaraka an’i Jesoa sy nanompo Azy hatrany Galilea: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201155 Ary nisy vehivavy maro nitsinjo teny lavitra teny, dia ireo izay nanaraka an’i Jesosy hatrany Galilia ka nanompo Azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA55 Nisy vehivavy maro koa teo, nitazana avy teny lavidavitra teny: dia ireo niaraka tamin’i Jesoa hatrany Galilea ka nanampy Azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara55 Nisy vehivavy maro koa teo, nitazana avy teny lavidavitra teny: dia ireo niaraka tamin’i Jesoa hatrany Galilea ka nanampy Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy55 Ary nisy vehivavy maro nitsinjo teny lavitra eny, izay nanaraka an’i Jesosy hatrany Galilia ka nanompo Azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible55 Ary nisy vehivavy maro nitsinjo teny lavitra eny, izay nanaraka an'i Jesosy hatrany Galilia ka nanompo Azy. Jereo ny toko |