Matio 27:42 - Baiboly Katolika42 «Ny sasany novonjeny, fa ny Tenany kosa tsy hainy vonjena; raha mpanjakan’i Israely Izy, aoka hidina hiala amin’ny Hazofijaliana ankehitriny, dia hino Azy isika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201142 Novonjeny ny sasany fa ny tenany dia tsy hainy vonjena. Mpanjakan’ny Israely Izy! Aoka hidina hiala amin’ny hazofijaliana Izy ankehitriny dia hino Azy izahay; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA42 –Namonjy olon-kafa Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena. Mpanjakan’i Israely hono Izy, koa ankehitriny aoka hidina avy eo amin’ny hazofijaliana, dia hinoanay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara42 –Namonjy olon-kafa Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena. Mpanjakan’i Israely hono Izy, koa ankehitriny aoka hidina avy eo amin’ny hazofijaliana, dia hinoanay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy42 Ny sasany novonjeny; fa ny tenany tsy hainy vonjena. Mpanjakan’ny Isiraely Izy, aoka hidina hiala amin’ny hazofijaliana Izy ankehitriny, dia hino Azy izahay; Jereo ny tokoMalagasy Bible42 Ny sasany novonjeny; fa ny tenany tsy hainy vonjena. Mpanjakan'ny Isiraely Izy, aoka hidina hiala amin'ny hazo fijaliana Izy ankehitriny, dia hino Azy izahay; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache42 Novonjeny ny sasany fa ny tenany dia tsy hainy vonjena. Mpanjakan’ny Israely Izy! Aoka hidina hiala amin’ny hazofijaliana Izy ankehitriny dia hino Azy izahay; Jereo ny toko |