Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 22:23 - Baiboly Katolika

23 Tamin’io andro io ihany koa dia nisy Sadoseanina, izay mandà ny fitsanganan’ny maty, tonga nanatona Azy sy nanontany Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Tamin’io andro io ihany dia nankeo amin’i Jesosy ny Sadoseo sasany izay nilaza fa tsy misy ny fitsanganana amin’ny maty ka nanontany Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

23 Androtr’iny ihany, ireo Tsadoseanina izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ny maty ho velona dia mba nisy nanatona an’i Jesoa ary nanontany Azy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Androtr’iny ihany, ireo Tsadoseanina izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ny maty ho velona dia mba nisy nanatona an’i Jesoa ary nanontany Azy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 TAMIN’izany andro izany dia nankeo amin’i Jesosy ny Sadoseo sasany, izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ny maty, ka nanontany Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Tamin'izany andro izany dia nankeo amin'i Jesosy ny Sadoseo sasany, izay milaza fa tsy misy fitsanganan'ny maty, ka nanontany Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Tamin’io andro io ihany dia nankeo amin’i Jesosy ny Sadoseo* sasany izay nilaza fa tsy misy ny fitsanganana amin’ny maty ka nanontany Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 22:23
9 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy i Jesoa taminy: «Tandremo fandrao azon’ny lalivain’ny Farisianina sy ny Sadoseanina ianareo.»


Ary raha nahita ny Farisianina sy ny Sadoseanina betsaka nanatona ny bateminy izy, dia hoy izy taminy: «Ry taranaky ny menarana, iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy?


Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka i Piera sy i Joany, dia indreo tonga ny mpisorona maro, sy ny lehiben’ny mpiambina ny Tempoly, ary ny Sadoseanina,


Tamin’izay dia nentin’ny fialonana ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpiandany aminy, dia ny Sadoseanina ireo, ka nisafoaka.


izay nania tamin’ny marina, ka milaza fa efa vita sahady ny fitsanganan’ny maty, ary mandrava ny finoan’ny sasany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra