Matio 20:20 - Baiboly Katolika20 Ary tamin’izany nanatona Azy ny renin’ny zanak’i Zebede mbamin’ny zanany lahy, ka nitsaoka Azy ary nangataka zavatra taminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Tamin’izany, nanatona an’i Jesosy ny renin’ny zanak’i Zebedio mbamin’ireo zanany lahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra Taminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa ny vadin’i Zebedeo mbamin’ireo zanany lahy. Sady niankohoka nanoloana Azy ravehivavy no nangata-javatra taminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa ny vadin’i Zebedeo mbamin’ireo zanany lahy. Sady niankohoka nanoloana Azy ravehivavy no nangata-javatra taminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 ARY tamin’izany dia nanatona an’i Jesosy ny renin’ny zanak’i Zebedio mbamin’ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ary tamin'izany dia nanatona an'i Jesosy ny renin'ny zanak'i Zebedio mbamin'ny zananilahy, dia niankohoka ka nangataka zavatra taminy. Jereo ny toko |
ary rehefa tafiditra tao an-trano izy, dia nahita ny Zazakely sy i Maria reniny, ka niankohoka nitsaoka Azy; ary nony efa nosokafany ny fitoeran-drakiny, dia nanolotra fanatitra ho Azy izy, dia volamena sy emboka manitra ary mira. Ary indro ilay kintana hitany tany atsinanana, dia nialoha azy ambara-pijanony teo ambonin’izay nitoeran’ny Zaza.