Matio 17:19 - Baiboly Katolika19 «Noho ny tsy fahampian’ny finoanareo,» hoy i Jesoa taminy. Fa lazaiko marina aminareo, fa raha manam-pinoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo, ka hiteny amin’io tendrombohitra io hoe: «Mifindrà erỳ ianao, dia hifindra izy, ary tsy hisy tsy ho azonareo atao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Dia nankao amin’i Jesosy mangingina ny mpianatra ka niteny hoe: Nahoana izahay no tsy afaka nandroaka an’iny? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa manokana ireto mpianatra ka nanontany Azy hoe: –Nahoana izahay no tsy naharoaka iny demony iny? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Tamin’izay dia nanatona an’i Jesoa manokana ireto mpianatra ka nanontany Azy hoe: –Nahoana izahay no tsy naharoaka iny demony iny? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Dia nankao amin’i Jesosy mangingina ny mpianatra ka nanao hoe: Nahoana izahay no tsy nahavoaka azy? Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Dia nankao amin'i Jesosy mangingina ny mpianatra ka nanao hoe: Nahoana izahay no tsy nahavoaka azy? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Dia nankao amin’i Jesosy mangingina ny mpianatra ka niteny hoe: Nahoana izahay no tsy afaka nandroaka an’iny? Jereo ny toko |