Matio 17:18 - Baiboly Katolika18 Tamin’izay, dia nanatona an’i Jesoa mangingina ny mpianany ka nanao hoe: «Nahoana no tsy naharoaka azy izahay?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary niteny mafy azy Jesosy dia niala taminy ny demonia ka sitrana tamin’izay ora izay ilay zazalahy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Dia notenenin’i Jesoa mafy ny demony ka niala tamin’ilay zaza; ary sitrana razazalahy nanomboka hatramin’io ora io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Dia notenenin’i Jesoa mafy ny demony ka niala tamin’ilay zaza; ary sitrana razazalahy nanomboka hatramin’io ora io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary niteny mafy azy Jesosy, dia nivoaka taminy ny demonia, ka sitrana ilay zazalahy tamin’izay ora izay. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary niteny mafy azy Jesosy, dia nivoaka taminy ny demonia, ka sitrana ilay zazalahy tamin'izay ora izay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary niteny mafy azy Jesosy dia niala taminy ny demonia* ka sitrana tamin’izay ora izay ilay zazalahy. Jereo ny toko |