Matio 17:11 - Baiboly Katolika11 Ary namaly Izy ka nanao hoe: «Tsy maintsy ho avy tokoa i Elia, ka hanavao ny zavatra rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary Jesosy namaly hoe: I Elia dia ho tonga ihany ka hamerina amin’ny laoniny ny zavatra rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Ary novalian’i Jesoa hoe: –Tsy maintsy ho avy i Elià hampody ny zavatra rehetra amin’ny laoniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ary novalian’i Jesoa hoe: –Tsy maintsy ho avy i Elià hampody ny zavatra rehetra amin’ny laoniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Elia dia avy ihany ka hampody ny zavatra rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Elia dia avy ihany ka hampody ny zavatra rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary Jesosy namaly hoe: I Elia dia ho tonga ihany ka hamerina amin’ny laoniny ny zavatra rehetra. Jereo ny toko |