Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 17:10 - Baiboly Katolika

10 Dia nanontany Azy ny mpianany nanao hoe: «Ahoana àry no ilazan’ny mpanora-dalàna fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ary nanontany Azy ny mpianany hoe: Nahoana ary no ilazan’ny mpanoradalàna fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Dia nanontany an’i Jesoa izy telo lahy nanao hoe: –Nahoana àry no lazain’ny mpahay lalàna fa tsy maintsy ho avy i Elià, alohan’ny hahatongavan’ny Mesia?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Dia nanontany an’i Jesoa izy telo lahy nanao hoe: –Nahoana àry no lazain’ny mpahay lalàna fa tsy maintsy ho avy i Elià, alohan’ny hahatongavan’ny Mesia?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary ny mpianany nanontany Azy ka nanao hoe: Nahoana ary no ilazan’ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary ny mpianany nanontany Azy ka nanao hoe: Nahoana ary no ilazan'ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ary nanontany Azy ny mpianany hoe: Nahoana ary no ilazan’ny mpanoradalàna* fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 17:10
9 Rohy Ifampitohizana  

ary raha mety mino ianareo, dia izy no ilay Elia ho avy.


Ary hoy ireo: «Ny sasany manao hoe: Joany Batista, ny sasany Elia, ary ny sasany Jeremia, na ny anankiray amin’ny mpaminany.»


Ary namaly Izy ka nanao hoe: «Tsy maintsy ho avy tokoa i Elia, ka hanavao ny zavatra rehetra.


Dia hoy i Jesoa hoe: «Tsy maintsy ho avy aloha i Elia sy hanavao ny zavatra rehetra; fa ahoana kosa no nanoratana ny amin’ny Zanak’olona fa tokony hijaly mafy Izy sy hotevatevaina izaitsizy?


Dia nanontany azy izy ireo nanao hoe: «Iza àry? I Elia va ianao?» Fa hoy izy: «Tsy izy aho.» «Ilay Mpaminany va ianao?» Fa hoy ny navaliny: «Tsia.»


Dia nanontany azy indray ireo ka nanao taminy hoe: «Nahoana àry ianao no manao batemy raha tsy i Kristy, na i Elia, na ilay Mpaminany?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra